Entrée miely (ely)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay
Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy.
Mitovy hevitra: manao vary raraka ~ miely patrana ~ mihahaka ~ mihanaka ~ mipariaka ~ miparitaka ~ miraraka [1.1]
Explications en anglais To be scattered, to be diffused [1.7]
Explications en français Se répandre, se propager [1.8]
Exemples Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472]
Morphologie 
Présent : miely
Passé : niely
Futur : hiely
Impératif : mieleza
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11