Entrée | 1 midonaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 donaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany |
Explications en anglais |
5 [1.7] to give off smoke |
Explications en français |
6 [1.8] donner de la fumée |
Exemples |
7 [2.470] Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra.
8 [2.472] Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana. |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot midonaka |
Anagrammes | 13 Ikomandà, 14 mandoaky, 15 mandokay, 16 manidoka, 17 midanoka, 18 midonaka, 19 mikadoña, 20 mikodàna |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |