Entrée |
mibirioka
(birioka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mivily any amin' ny tsy izy, tsy mahitsy fa misondrovaka misompirana na miolaka: Nihirioka ny bala ha tsy hita izay nalehany ~ Nibirioka ny lahatenin-dRangahy: fivavahana no foto-dresaka ka Lasa tany amin' ny politika
Mandositra, mitsoaka, milefa: Mibirioka matetika io zazalahy io [1.1]
|
Explications en anglais | To deviate from a straight course, to turn aside, to go crookedly, as a ball or spear thrown at a mark. [1.2]
|
Exemples | Tsy fantatra izay voa na ny mpamily na ny kodiarana iray aloha, fa nibirioka niankavia ilay fiara ary tonga dia nivadika teo amin' ny sisin-dalana.
[2.472]
|
Morphologie |
Présent : |
mibirioka |
Passé : |
nibirioka |
Futur : |
hibirioka |
Impératif : |
mibirioha |
|
|