Entrée miara-
Partie du discours forme morphologique de miaraka
Exemples 
1Miara-mitombo dia miara-voatelina any! [2.643]
2Miara-mandeha isika, na miara-mijanona! [2.471]
3Izaho koa miara-malahelo aminao, ry John! [2.529]
Mots composés 

Entrée miara (ara)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Taisaka] Mamarana, mandrefy
Mamatra voa madinika na ranon-javatra [1.78]
  [Bara] Mamatra [1.78]
Morphologie 
Présent : miara, miaran', miaran-, miaram-, miara-
Passé : niara, niaran', niaran-, niaram-, niara-
Futur : hiara, hiaran', hiaran-, hiaram-, hiara-
Synonymes mamara

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/12/07