Entrée miantoana (antoana)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mifanao ambaratonga, mifanao ambony sy ambany: Misy rihana hatramin' ny indimy miantoana ilay trano be etsy avaratray etsy
¶ Mifanarakaraka: Asa intelo miantoana no tokony hatao raha hanao zavatra: mandinika mandahatra Izay hatao sy hanaovana azy ary mikatroka
¶ (Marihina fa amin' ny mahamatoanteny ampiasaina toy ny anarana an' itý teny itỳ, dia tsy mba ny isa tantra (dimy, telo,...) no ampiasaina fa ny mpamaritra (indimy, intelo..,) tahaka izany koa ohatra ny hoe "mandingana": Mandrosoa intelo mandingana ~ Intelo miantoana ny fangatahana vao tonga any amin' ny fivondronana) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to advance by gradation. [Richardson 1885]
Morphologie  
miantoana
niantoana
hiantoana
miantoàna

Entrée miantoàna (antoana)
Partie du discours   impératif du verbe actif miantoana [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Définition française   [Abinal 1888]

Mis à jour le 2012/07/19