|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miangona
Radical  2  angona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mivory amin' ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona
5  Mihandrona, mikambana: Miangona eto amin' ity lempona ity ny rano
6  Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny [1.1]
Explications en anglais  7  to assemble, to congregate [1.2]
Explications en français  8  se réunir, s'assembler [1.3]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  mianna
Radical  14  angona
Partie du discours  15  impératif du verbe actif miangona [Liste complète]

Anagrammes  16  amingano, amongany, anganoim, iangonam, ionganam, manaingo, manginao, manionga, miangano, miangòna, miangona, miongàna, miongana, mongaina, nigaonam, nigoanam

Mis à jour le 2023/01/20