Entrée miangona (angona)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mivory amin' ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona
¶ Mihandrona, mikambana: Miangona eto amin' ity lempona ity ny rano
¶ Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to assemble, to congregate [Richardson 1885]
Définition française   se réunir, s'assembler [Abinal 1888]
Morphologie  
miangona
niangona
hiangona
miangòna

Entrée mianna (angona)
Partie du discours   impératif du verbe actif miangona [liste]

Mis à jour le 2012/06/20