Entrée | 1 miandry vava latsaka |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 miandry, vava, latsaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy |
Synonymes | 5 miandry kendry tohina |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |