Entrée miandry vava latsaka (andry, vava, latsaka)
Partie du discours locution
Définition malgache manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [Rajemisa 1985]
Synonymes miandry kendry tohina

Mis à jour le 2011/10/28