|
|
|
|

Entrée1  miandry vava latsaka
Mots élémentaires  2  miandry, vava, latsaka
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1]
Synonymes  5  miandry kendry tohina

Mis à jour le 2023/04/16