|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miandranandrana
Radical  2  andranandrana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mihetsika na mandeha tsy mijery ambany: Miandranandrana ery i Sahondra rehefa mandeha
5  Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranandrana Rabenarivo nony nandre ny teny nataon' ny mpikabary nandokadoka azy [1.1]
Explications en anglais  6  to be haughty, to be arrogant, disdainful, or lofty; to be bold and confident (in a good sense). [1.2]
Exemples  7  Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po. [2.996]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  miandranandràna
Radical  13  andranandrana
Partie du discours  14  impératif du verbe actif miandranandrana [Liste complète]
Explications en malgache  15  [1.1]
Explications en français  16  [1.3]

Anagrammes  17  iandranandranam, miandranandràna, miandranandrana

Mis à jour le 2023/01/20