Entrée | 1 miandahy |
Radical | 2 lahy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao asa fanaon-dehilahy. [1.1] |
Exemples |
5 Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana.
[2.471#]
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 10 mahadiñy, 11 mahidina, 12 miandahy, 13 midinaha |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |