| Entrée | 1 mianatra |
| Radical | 2anatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marika izahay isan-kariva.
5Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fitenin' i nenibe Ikoto ka mampihomehy erỳ. [1.1] |
| Explications en anglais |
6to learn, to study, to receive instruction; to gain knowledge of, to imitate, to mimic. The causative of this (mampianatra) means to teach..
[1.2] 7to learn; to imitate; to go to school. [1.7] |
| Explications en français |
8apprendre; aller à l'école; imiter.
[1.8] |
| Exemples |
9 Fa angaha ialahy tsy mianatra tsara?
[2.472]
10 Ny fiainan-dry zalahy ireo dia mianatra amin' ny antoandro fa ny maro aminy miasa alina. [2.471] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 16 Education |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 18 maiñatra, 19 manaitra, 20 manitara, 21 matriaña, 22 mianatra, 23 miatrana, 24 mitaraña, mitarana |
| Mis à jour le 2025/11/05 |
|