Entrée (1/2) | 1 miampanga |
Radical | 2 ampanga |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny 5 Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangalatra ny volako [1.1] |
Explications en anglais |
6 to accuse [1.2, 1.7] 7 to charge. [1.2] |
Explications en français |
8 accuser, dénoncer [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 15 miampangà |
Radical | 16 ampanga |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif miampanga [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Explications en français |
19 [1.3] |
Anagrammes | 20 ampangaim, iampangam, mampangai, miampanga, miampangà |
Mis à jour le 2024/05/26 |