| Entrée (1/2) | 1 miampanga | 
| Radical | 2 ampanga | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangalatra ny volako [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to accuse [1.2, 1.7] 6 to charge. [1.2] | 
| Explications en français | 7   accuser, dénoncer [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 miampanga tena | 
| Entrée (2/2) | 13 miampangà | 
| Radical | 14 ampanga | 
| Partie du discours | 15 impératif du verbe actif miampanga [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 16   [1.1] | 
| Explications en français | 17   [1.3] | 
| Anagrammes | 18 miampanga, miampangà | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |