Entrée | 1 miamboho |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 voho |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
14 [1.1] Manatodika ny lamosina any amin' ny...: Miamboho olona Mandositra: Nodorambelona ireo niamboho fahavalo Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin' ny taona... no niamboho ny mpanjaka Ra... |
Explications en anglais |
15 [1.7] to turn the back on; to die (of the (sovereign) |
Explications en français |
16 [1.8] tourner le dos; mourir (en parlant du souverain) |
Exemples |
17 [2.472] Vao re fa niamboho Radama, dia namonjivonjy nibory daholo ny olona, sahala amin' ny mahazatra. 18 [2.48] Ary raha miamboho iny mpanjaka mpandova iny, ka misy mandova kosa aly aoriana ary aseho amy ny ambaniandro, aseho Andohalo: |
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot miamboho |
Anagrammes | 20 ambohoim, ihomboam, miamboho, mihomboa |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |