Entrée mialo (alo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitondra hafatra: Moa ve efa nisy nialo ria tenin' ny Filohan' ny Nosy?
Manatsoboka ao anaty ro: Mbola kely loatra ny zandrinao, ry Soa, ka alaovy ny sotrony dia aoka ianao no hialo ny variny ao anatin' ny ro [1.1]
Explications en anglais To moisten, as in alozina
To remove provisions, as in alozina, and place in the hands of inferiors
To carry messages from one to another. [1.2]
Explications en français Servir d'intermédiaire, communiquer un message [1.3]
Morphologie 
Présent : mialo
Passé : nialo
Futur : hialo
Impératif : mialoza

Entrée mialo
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Bara] Mifanandro [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20