Entrée mialo (alo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitondra hafatra: Moa ve efa nisy nialo ria tenin' ny Filohan' ny Nosy?
¶ Manatsoboka ao anaty ro: Mbola kely loatra ny zandrinao, ry Soa, ka alaovy ny sotrony dia aoka ianao no hialo ny variny ao anatin' ny ro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to moisten, as in alozina
¶ to remove provisions, as in alozina, and place in the hands of inferiors
¶ to carry messages from one to another. [Richardson 1885]
Morphologie 
mialo
nialo
hialo
mialoza

Entrée mialo
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Bara] mifanandro [Rakotosaona 1972]

2012/07/18