Entrée | 1 miala safay |
Mots élémentaires | 2 miala, safay |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 (manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! niala safay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1] |
Explications en anglais |
5 to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2] 6 to work for appearance's sake only [1.7] |
Explications en français |
7 travailler pour la bonne forme seulement [1.8] |
Synonymes | 8 manao alasafay, misafay |
Mis à jour le 2023/06/08 |