Entrée miala safay
Mots élémentaires miala ; safay
Partie du discours locution
Explications en malgache ( manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! niala safay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1]
Explications en anglais To trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2]
 To work for appearance's sake only [1.7]
Explications en français Travailler pour la bonne forme seulement [1.8]
Synonymes manao alasafay ~ misafay
Proverbes 

Mis à jour le 2023/06/08