Entrée miainga (ainga)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache (mitovy amin' ny Manainga) Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Amin' ny firy no hiainga ny fiaramanidina? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to rise up, to be elevated, to be raised up; to set out on a journey. [Richardson 1885]
Exemples Eo amin' ny faran' ny tanàna avaratra no miainga ny lalana mankany. [Andraina: Mitaraina, page 198]
Morphologie 
miainga
niainga
hiainga
miaingà

Entrée miaingà (ainga)
Partie du discours impératif du verbe actif miainga [liste]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/04/11