Entrée miadala (adala)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana
¶ Tia loatra, matimaty: Niadalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise To be simple, unwise, or silly. [Richardson 1885]
Définition française Tenir trop à, être passionné pour: Miadalam-bola izy (Il tient trop à l'argent) [Abinal 1888]
Morphologie 
miadala
niadala
hiadala
miadalà
Analogie  miadaladala

Entrée miadalà (adala)
Partie du discours impératif du verbe actif miadala [liste]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/09/04