Entrée miabo (abo)
Partie du discours verbe actif ou adjectif
Explications en malgache Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miibo), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7 [1.1]
Explications en français être élevé, être protubérant; est parfois employé dans un mauvais sens
être fier, hautain [1.3]
 Positif [1.13]
Exemples Tsikaritra araka izany fa tsy mitsaha-miabo ny taham-pitomboan' io sehatra io nanomboka ny taona. [1.384]
Synonymes miibo
Antonymes 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/11