|
|
|
|

Entrée1  metaly
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ny volamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra
Explications en anglais  4  [1.7] metal
Explications en français  5  [1.3, 1.8] métal
Vocabulaire  6  Chimie
Analogues  7  mineraly, vy, valovoka, varahina, varahimaitso, vifotsy, fanitso, firaka, firapotsy, firamainty, halimo, volavelona, volafotsy, volamena, andriamby, taimby
Mots composés 

Anagrammes  11  atelim, elatim, lematy, metaly

Mis à jour le 2020/07/31