Entrée | 1 Merina |
Partie du discours | 2 nom propre (ethnonyme) |
Explications en malgache |
3 [1.1] Foko lehibe monina afovoan' ny Nosy, izany hoe amin' ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin' ny Vonizongo, avaratra, ny tendrombohitr' Ankaratra, atsimo, ny reniranon' i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohitr' Angavo, atsinanana Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betsimisaraka |
Explications en français |
4 [1.5] nom d'une population du centre de Madagascar (ville principale: Antananarivo) |
Vocabulaire |
5 Histoire: clans, tribus |
Analogues | 6 ambaniandro, hova, tankova |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Titres |
10 Essai de Dictionnaire Betsileo-Merina-Français (Dubois Henri) 11 Les Hain-Teny Merinas : Poésies populaires malgaches (Paulhan Jean) 12 Vocabulaire Sakalava-Merina-Français (Dandouau André) 13 Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka : Rakitry ny Zaikabe merina, 1997-1999 (Ratefy) |
Tableaux et planches |
14 Mots du dialecte |
Anagrammes | 15 arenim, manery, Manery, mareñy, marine, menari, Merina, mirena, namery, neraim, nieram |
Mis à jour le 2023/10/19 |