Entrée menomenona
Partie du discours nom
Définition malgache Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin' olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menomenona eo [Rajemisa 1985]
Synonymes menimenina
Analogues  menomenom-po ~ afaka menomenom-po
Citations 

2009/02/23