Entrée menimenina
Partie du discours nom
Définition malgache Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin' olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menimenina eo [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes menomenona
Citations 

2009/02/23