Entrée | 1 menaky ny aina |
Mots élémentaires | 2 menaka, 3 aina |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1] |
Explications en français |
6 Graisse de ma vie. Les parents appelaient ainsi les enfants qu'ils avaient engendrés. [2.415#978] |
Exemples |
7 Tsy maintsy ny azy, satria menaky ny ainy aho
[2.643#144]
8 izy no menaky ny aina / ary tiana hoatra ny tena / ny zanaka no mampifenofeno [2.131] 9 Sakafo tapa-kibo lava sy akanjo rovidrovitra no mba hany tratry ny heriny nomena ireto menaky ny aina [1.281] |
Analogues | 10 silakynyaina, singotrynyaina, vahatrynyaina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |