Entrée | 1 menaky ny aina |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 menaka, aina |
Explications en malgache |
4 [1.1] teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza |
Explications en français |
5 [2.415#978] Graisse de ma vie. Les parents appelaient ainsi les enfants qu'ils avaient engendrés. |
Exemples |
6 [2.643#144] Tsy maintsy ny azy, satria menaky ny ainy aho 7 [2.131] izy no menaky ny aina / ary tiana hoatra ny tena / ny zanaka no mampifenofeno 8 [1.281] Sakafo tapa-kibo lava sy akanjo rovidrovitra no mba hany tratry ny heriny nomena ireto menaky ny aina |
Analogues | 9 silakynyaina, singotrynyaina, vahatrynyaina |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |