|
|
|
|

Entrée1  mazoto
Radical  2  zoto
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Be hafanam-po hanao zavatra na asa, marisika: Mazoto hanamainty molaly ny tanindrazany izy
5  Tia asa fatratra, tia fianarana: Mpianatra mazoto izy ha tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1]
Explications en anglais  6  zealous, diligent. [1.7]
Explications en français  7  zélé, diligent, laborieux. [1.8]
Exemples  8  Nazoto izy (Il était zélé) [1.20]
9  Hazoto izy (Il sera zélé) [1.20]
10  Mazotoa (Soyez zélé) [1.20]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Analogues  15  rodaka, rototra, marisika, mavitrika, mavika, mavibika, mafana fo, mafana vay, mirehidrehitra, nisotro tsilaky, tsy misatry fanahy, be zotom-po
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot mazoto

Mis à jour le 2023/09/28