|
|
|
|

Entrée1  mavomavo
Radical  2  mavo
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Ambany, tsy misy vidiny, atao tsinontsinona: Manao anay tambanivohitra ho mavomavo mihitsy ianareo tambonivohitra
Explications en français  5  [1.3] de condition obscure, qui ne s'habille pas selon sa position, mal habillé
Exemples  6  [2.131] Aza ny tarehiko mavomavo no jerenao fa ny havako any Dilambato heverina aza ny toho mihahy no tazanina fa ny lefo-mitsangana.
7  [2.324] Ny tanety nanjary mavomavo, fa efa maimaina daholo ny volon'ahitra rehetra;
8  [2.472] Ary izany dia Malagasy mahantra, mavomavo, tsy manam-pahaizana, faraidiny amin' ny toerany eo amin' ny fiaraha-monina.
Dérivés 
9  Noms :
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot mavomavo

Mis à jour le 2025/01/21