Entrée maty amboa (maty, amboa)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona [Rajemisa 1985]
Synonymes resy amboa ~ velona amboa

2009/02/26