| Entrée | 1 matavy an-dela |
| Mots élémentaires | 2 matavy, 3 lela |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 manao azy ho mahay na manankarena, nefa tsy izany; fatra-mampanantena zavatra betsaka, nefa tsy manome inona akory
[1.1] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|