|
|
|
|

Entrée1  masiso
Radical  2  siso
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy
5  Jereo maimbo [1.1]
Explications en anglais  6  fermented, rotten [1.7]
Explications en français  7  fermenté, pourri [1.8]
Exemples  8  Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso. [2.472]
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot masiso

Anagrammes  10  isosam, masiso, misaso, misosà, misosa, mosasy, samosi, samosy, sasoim

Mis à jour le 2023/01/20