Entrée | marina raha tsy | |
Mots élémentaires | marina raha ; tsy | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-manamafy izay lazaina aorian' io teny io: Marina raha tsy naka ianao fa ny zanako mihitsy no nahita (manamafy fa naka mihitsy kosa ny fehezanteny) [1.1] | |
Mis à jour le 2023/11/20 |