|
|
|
|

Entrée1  marimarika
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  marika
Explications en malgache  4  [1.1] Mahina, mahimahina: Marimarika ihany aho raha nahita azy nihirahira foana, nefa tsy nampoiziko dia ho very saina izy
Explications en anglais  5  [1.2] suspicious, mistrustful
Exemples  6  [2.296#] Eny ihany tokoa Ramalagasy: toa tsy marimarika izay kanjo mpamantatra mangina.
Analogues  7  maodimaody

Mis à jour le 2025/07/29