Entrée | 1 marikoditra |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 marika, hoditra |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo 6 [1.62] mihorin-koditra noho ny hatsiaka |
Exemples |
7 [2.470#] Tsy marary tsy marikoditra ny zanany. 8 [2.285#] Mitotofa re bodofotsy, raha marikoditra fa mbola sahirana aho. |
Vocabulaire |
9 Santé |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |