Entrée (1/3) | 1 marenina |
Radical | 2 renina |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Tsy mandre, donto: Marenina hatrany an-kibon-dreniny io olona io 5 Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka na. handro: Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1] |
Explications en anglais |
6 deaf [1.7] |
Explications en français |
7 sourd [1.3, 1.8, 1.5] 8 dur d'oreille [1.3] |
Exemples |
9 ny lalana ihany no nasiany olona: toa moana toa marenina. [2.470] 10 Nohenoiko fe tsy marenina izany anatr' i Patrice izany, kanjo tato aoriana dia tsapako ny fahamarinany. [2.471] 11 Nefa henoy fe tsy marenina ny teniny, fa izay hazo anankiray tsy miteny tsy mivolana arý amin' ny fara ala aiý no tadiavo, ary iza; [2.69] |
Vocabulaire |
12 Santé |
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 17 marenina |
Radical | 18 renina |
Partie du discours | 19 adjectif |
Explications en malgache |
20 mamono sofina, manentsin-tadiny [1.1] |
Explications en français |
21 insensible [1.5] |
Entrée (3/3) | 22 marenina |
Radical | 23 renina |
Partie du discours | 24 adjectif |
Explications en français |
25 enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka nahandro [1.3] 26 lente à se chauffer, se dit d’une marmite [1.3] |
Exemples |
27 marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1] |
Anagrammes | 28 mañeriña, marenina, menarina |
Mis à jour le 2023/06/05 |