|
|
|
|

Entrée1  maraina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fizaran' ny andro hatramin' ny mangiran-dratsy ka mandra-pahatongan' ny mitataovovonana: Amin' ny folo maraina izao [1.1]
Explications en anglais  4  morning [1.7]
Explications en français  5  matin [1.8]
Exemples  6  Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324]
7  Mitohy ny asabotsy maraina ny fihinanan' izy mianakavy hena; [2.470]
8  Tamin' ny telo maraina izahay dia nanangan-day hody. [2.471]
9  Isa-maraina, ny isam-pianakaviana, samy nanary ny fatim-boalavo hitany avy. [2.472]
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot maraina

Anagrammes  19  amairan, amarany, amarina, amirana, anairam, anariam, ianaram, iaranam, manaira, mañaray, manaria, maraina, mianara, miaràna, miarana, namaira

Mis à jour le 2023/05/23