| Entrée (1/2) | 1 man~ |
| Partie du discours | 2 préfixe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Tovona fanaovana matoantenin' ny mpanao ka toy izao sy toy izao avy ny fiovan' ny fototeny mikambana aminy:
4 a) fototeny manomboka amin' ny zanatsoratra sy ny renisoratra d, g, j: dia mikambana tsotra aminy ny man: man-ary, man-etry, man-iry, man-ova, man-dona, man-geja, man-jono; 5 b) fototeny manomboka amin' ny h kosa: dia indraindray latsaka ny h: man-hety = manety, indraindray miova ho g: man-horona = mangorona; 6 d) fototeny manomboka amin' ny l, r, z: dia miova araka ny hita amin' ny lalianpikambanan-teny ireo renisoratra ireo: man-lalo = mandalor,; man-roaka = mandroaka; man-zary = manjary 7 e) fototeny manomboka amin' ny m sy n: tsy miova ireo fa ny tovona man no tonga ma: man-mindro = mamindro, man-nemina = manenina 8 f) fototeny manomboka amin' ny k, s, t, ts: latsaka daholo ireo renitsoratra ireo: man-kaikitra = manaikitra, man-songona = manongona, man-tolotra = manolotra, man-tsongo = manongo 9 g) fototeny manomboka amin' ny f, p, b, v: miova ho mam ny man 10 h) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny f na p ny man, dia miova ho mamary latsaka ireo ranisoratra ireo: man-fikitra = mamikitra, man-potraka = mamotraka; 11 i) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny b na v ny man, dia miova ho mam, ka ny b mijanona ho b ihany (man-beda = mambeda) na indraindray latsaka (man-babo = mamabo) ary ny v kosa lasa b (man-voly = mamboly) na latsaka (man-velona = mamelona) [1.1] |
| Explications en anglais |
12 prefix used to form verbs which are typically transitive, and adjectives
[1.7] |
| Explications en français |
13 préfixe qui forme des verbes le plus souvent transitifs et des adjectifs
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 15 mam |
| Entrée (2/2) | 16 man
![]() |
| Partie du discours | 17 nom |
| Explications en anglais |
18
19 lahy: a male, a man; a husband 20 21 lehilahy: a man 22 23 olombelona: a mortal man; mankind 24 25 olona: a human being, man [1.7] |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|