Entrée |
mantsy
|
Partie du discours | particule
|
Explications en malgache | Jereo manko
[1.1]
|
Explications en français | Comme manko
[1.3]
|
Exemples | Tsy ho hitako intsony mantsy Razay.
[2.324]
|
|
Entrée |
mantsy
|
Partie du discours | préposition
|
Explications en malgache | Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina ve izany? [1.1]
|
Explications en anglais | Referring to; also used as ornament of speech like manko [1.7]
|
Explications en français | Rapport à, concernant; sert aussi d'ornement comme manko [1.8]
|
Exemples |
1 | Fantatro mantsy fa tsy hifanantitra amin' izy mivady mandrakizay aho.
[2.471]
|
2 | Ny tany mantsy tsy ilaozan' ny mpisompatra.
[2.472]
|
3 | "Raha alako ra amin' ity antsy ity mantsy izao, ny mpanjaka dia ho faty;
[2.293]
|
4 | Raha mba izaho mantsy no nanana elatra!
[2.324]
|
5 | Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao:
[2.470]
|
|
Synonymes | |
|
Entrée |
mantsy
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Tanala]
Maimbobe tsy zaka, mantsina [1.78]
|
|