|
|
|
|

Entrée1  manorisory
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  sorisory
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mihitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany
Manao izay hahasosotra ny hafa: Atsaharo io fanaonao io fa manorisory ny mpampianatra
Mampahory, mampijaly: Tandremo ny manorisory ny zandrin' ialahy a!
Explications en anglais  9  [1.7] to vex, to chagrin
Explications en français  10  [1.8] vexer, agacer
Exemples  11  [2.5] Miara-homehy sy ory aminao izy, nefa azo tsapaintànana koa fa manorisory azy ny hiditra lalindalina amin' izay resahina aminy.

Mis à jour le 2025/07/29