Entrée (1/2) | 1 manorika (tsorika) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache | 3 Mikoriana manaraka ny rindrina na ny ivelan' ny zavatra iray, ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nanorika nanaraha ny takolany ny ranomasony ~ Nanorika amin' ny vatolampy ny rano [1.1] |
Exemples |
4 Vao mainka nifantoka tamiko ny masony nangano-hano, dia indreny vongan-dranomaso nanorika ny takolany. [2.471] 5 Tsy namaly i John fa ny ranomasony no nanorika moramora ny takolany. [2.583] |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 mitsorika |
Entrée (2/2) | 10 mañorika |
Partie du discours | 11 verbe actif |
Explications en malgache | 12 mitsininika [Tambahoaka] [1.78] |
Anagrammes | 13 manikora, maniroka, manorika, mañorika, mikaroña, mikorana, mikoràna, miranoka, mironaka, manikora, maniroka, manorika, mañorika, mikaroña, mikorana, mikoràna, miranoka, mironaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |