|
|
|
|

Entrée1  manontolo
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  tontolo
Tous les mots composés 
Explications en malgache  7  [1.1] Tsy misy analana, iray tsy vaky: Nahalany mofo iray manontolo
Exemples  8  [2.324] Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo.
9  [2.470] - mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo.
10  [2.472] Nandritra ny ady manontolo anefa dia ory vary Antsihanaka.
Analogues  11  bontolo, tsy mivaky, tsy nahafahana, tsy misy mipika

Mis à jour le 2025/08/10