Entrée manokom-bary olona
Mots élémentaires manokom-bary ; olona
Partie du discours locution
Explications en malgache Eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe) [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/11/20