Entrée (1/2) | 1 manokatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 sokatra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony -- Manala ny saronjavatra na izay manafina azy: Manoka-bilany. / Tsy fomba ny manokatra taratasin' olona Mamoha, manatanatana, mamelatra: Manoka-bava. / Samia manokatra ny bokiny 5 [1.78] mamoha [Taisaka] 6 [1.78] (manôkatra) mamoha |
Explications en anglais |
7 [1.2] same as mamokatra. |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 mañokatra |
Partie du discours | 13 verbe actif |
Explications en malgache |
14 [1.78] mamoaka avy ao andavaka, mamadika [Sihanaka]
|
Anagrammes | 15 manakòtra, manakotra, 16 manatroka, 17 manokatra, mañokatra, 18 manotraka |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |