|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manohatra
Radical  2  ohatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  mampitovy [Bezanozano] [1.78]
5  Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tampoka ny Soratra Masina
6  Mampitovy: Manohatra ny akanjony amin' ny ahy izy
7  Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony izy [1.1]
Explications en anglais  8  to measure, to compare. [1.2]
9  to compare; to fit to try [1.7]
Explications en français  10  comparer, essayer un vêtement, etc [1.8]
Exemples  11  Ka izany no itenenany hoe samy masina an-taniny raha manohatra tanin' olona amin' ny tanindrazany izy. [2.285#]
12  Tsy vitan' ny manohatra ny tenany amin' ny zavaboary ny mpanoratra fa mbola miangavy ny sasany amin' izy ireo koa mba hanampy azy [2.314#]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)19  manohatra
Radical  20  tohatra
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en malgache  22  Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza [1.1]

Anagrammes  23  maharanto, mahatrona, manatroha, manohatra, mantahora

Mis à jour le 2023/06/05