Entrée (1/5) | 1 manodina |
Radical | 2 hodina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity milina ity Mampiova: Nisy nanodina ny lohan' ity tovolahy ity Manasitily: Manodina divay ho toaka [1.1] |
Explications en anglais |
5 to turn [1.7] |
Explications en français |
6 tourner, faire tourner comme une manivelle, une roue, etc [1.8] |
Exemples |
7 Injay fa mitefotefoka ny milina manodina azy.
[2.332]
8 Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366] |
Morphologie |
|
Entrée (2/5) | 13 manodina |
Radical | 14 odina |
Partie du discours | 15 verbe actif |
Explications en français |
16 faire révolter [1.3#457] |
Exemples |
17 Fa toa mora ihany indraindray ny manodina ny sain' ny vahoaka!
[2.356]
|
Morphologie |
|
Synonymes | 22 mampiodina |
Entrée (3/5) | 23 manodìna |
Radical | 24 hodina |
Partie du discours | 25 impératif du verbe actif manodina [Liste complète] |
Explications en malgache |
26 [1.1] |
Explications en français |
27 [1.3#457] |
Entrée (4/5) | 28 manodìna |
Radical | 29 odina |
Partie du discours | 30 impératif du verbe actif manodina [Liste complète] |
Explications en malgache |
31 [1.1] |
Explications en français |
32 [1.3#457] |
Synonymes | 33 mampiodina, mampiodina, mampiodìna |
Entrée (5/5) | 34 mañodina |
Partie du discours | 35 verbe actif |
Explications en malgache |
36 manimba [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrammes | 37 amandino, 38 andamino, 39 manadino, 40 mandaoñy, 41 manindao, 42 mañodina, manodìna, manodina, 43 manondia, 44 miondana, miondàna |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |