| Entrée | 1 hodina |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 a turning around.
[1.7] |
| Explications en français |
5 tournoiement.
[1.8] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 25 ampera ara-kodina |
| Anagrammes | 26 daniho, 27 dinaho, 28 donahy, 29 hadino, 30 hodina |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|