|
|
|
|

Entrée1  mampihodina
Radical  2 hodina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en français  [1.3#257]
Exemples  4  manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny Fokontany rehetra ny Kaominina. [4.27#]
5  Arakaraka ny herin' ny fianjeran' ny rano avy amin' ny tohodrano no mampihodina mafy sy haingana ny milina. [2.445#]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Mis à jour le 2025/09/12